Entry | 1 ala olana |
Elementary words | 2 ala, 3 olana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 famahana tady mifadiditra fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana [1.1] |
Explanations in English |
6 [1.2] |
Examples |
7 Ramasy no nahita ny alaolana.
[2.472#]
8 Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#] |
Synonyms | 9 ala rohana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |